plt_tn/pro/23/15.md

8 lines
222 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# rehefa milaza izay marina ny molotrao
"Ny molotrao" dia midika hoe ilay olona manontolo. DH: "rehefa miteny ianao"