# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # rehefa milaza izay marina ny molotrao "Ny molotrao" dia midika hoe ilay olona manontolo. DH: "rehefa miteny ianao"