plt_tn/pro/21/25.md

16 lines
580 B
Markdown

# Ny fanirian'ny kamo dia mahafaty azy
Izay irian'ny olona dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay afaka mamono ny kamo. Eto ny olona kamo dia te hidonana-poana fa tsy hiasa. DH: "Ny olona kamo te hidonana-poana, ary nohon'ny amin'izany dia ho faty izy" na "Ho faty ny olona kamo satria tsy te-hiasa"
# satria mandà ny hiasa ny tanany
Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ilay olona. DH: "mandà izy"
# Maniry fatratra
"maniry mafy"
# manome sady tsy kahihitra
Azo atao mazava kokoa ny izay omeny. DH: "manome izay rehetra tokony homeny" na "manome an-kalalahana"