plt_tn/pro/21/25.md

580 B

Ny fanirian'ny kamo dia mahafaty azy

Izay irian'ny olona dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay afaka mamono ny kamo. Eto ny olona kamo dia te hidonana-poana fa tsy hiasa. DH: "Ny olona kamo te hidonana-poana, ary nohon'ny amin'izany dia ho faty izy" na "Ho faty ny olona kamo satria tsy te-hiasa"

satria mandà ny hiasa ny tanany

Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ilay olona. DH: "mandà izy"

Maniry fatratra

"maniry mafy"

manome sady tsy kahihitra

Azo atao mazava kokoa ny izay omeny. DH: "manome izay rehetra tokony homeny" na "manome an-kalalahana"