plt_tn/pro/21/15.md

12 lines
399 B
Markdown

# Rehefa vita ny fitsarana
Ny anarana hoe "fitsarana" dia azo adika amin'mny endrika andian-teny misy anarana. Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Rehefa manao izay marina ny mpanapaka"
# mirenireny miala amin'ny lalan'ny fahazavan-tsaina
Fomba fiteny io. DH: "tsy miaina am-pahendrena intsony"
# dia hitsahatra ao amin'ny fiangonan'ny maty
"hitoetra ao amin'ny fiangonan'ny fanahy maty izy"