# Rehefa vita ny fitsarana Ny anarana hoe "fitsarana" dia azo adika amin'mny endrika andian-teny misy anarana. Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Rehefa manao izay marina ny mpanapaka" # mirenireny miala amin'ny lalan'ny fahazavan-tsaina Fomba fiteny io. DH: "tsy miaina am-pahendrena intsony" # dia hitsahatra ao amin'ny fiangonan'ny maty "hitoetra ao amin'ny fiangonan'ny fanahy maty izy"