plt_tn/pro/20/07.md

734 B

mandeha amin'ny fahitsiana

Eto ny fandehanana dia maneho ny fiainana. Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 19:1. DH: "miaina amin'ny fahitsiany" na "miaina fiainana marina"

zanany izay mandimby azy aoriany

Midika tsotra izao izany fa "manaraka azy" izy ireo satria kely noho izy sady zanany. Raha hafahafa amin'ny fiteninao io andian-teny io dia azo ajanona amin'ny maha-hevitra ambadika azy. DH: "ny zanany mandimby azy" na "ny zanany"

manivana ireo ratsy rehetra izay eo alohany amin'ny masony

Ny mpanjaka mitsara ireo karazan-dratsy samihafa dia resahina toy ny hoe manasaraka azy ireo tahaka ny fanivanan'ny olona ny voa. DH: "mahita ka mandamina ny karazan-dratsy samihafa izay entina eo anatrehany"