plt_tn/pro/20/07.md

12 lines
734 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mandeha amin'ny fahitsiana
Eto ny fandehanana dia maneho ny fiainana. Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 19:1. DH: "miaina amin'ny fahitsiany" na "miaina fiainana marina"
# zanany izay mandimby azy aoriany
Midika tsotra izao izany fa "manaraka azy" izy ireo satria kely noho izy sady zanany. Raha hafahafa amin'ny fiteninao io andian-teny io dia azo ajanona amin'ny maha-hevitra ambadika azy. DH: "ny zanany mandimby azy" na "ny zanany"
# manivana ireo ratsy rehetra izay eo alohany amin'ny masony
Ny mpanjaka mitsara ireo karazan-dratsy samihafa dia resahina toy ny hoe manasaraka azy ireo tahaka ny fanivanan'ny olona ny voa. DH: "mahita ka mandamina ny karazan-dratsy samihafa izay entina eo anatrehany"