plt_tn/pro/19/21.md

290 B

ao am-pon'ny olona

Eto ny "fo" dia ampiasaina mba hilazana ny "saina" mba hanindriana ny fanirian'ny olona iray. DH: "ao an-tsain'ny olona" na "izay irian'ny olona"

ny tanjon'i Yaveh

"ny fikasan'i Yaveh"

no haharitra

Fomba fiteny izay midika hoe "mitranga" io. DH: "no hitranga"