plt_tn/pro/19/21.md

12 lines
290 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ao am-pon'ny olona
Eto ny "fo" dia ampiasaina mba hilazana ny "saina" mba hanindriana ny fanirian'ny olona iray. DH: "ao an-tsain'ny olona" na "izay irian'ny olona"
# ny tanjon'i Yaveh
"ny fikasan'i Yaveh"
# no haharitra
Fomba fiteny izay midika hoe "mitranga" io. DH: "no hitranga"