plt_tn/pro/18/15.md

32 lines
903 B
Markdown

# Ny fon'ny manan-tsaina dia mandranto
Eto dia amin'ny fony no iresahana ny olona manan-tsaina mba hanindriana ny faniriany. DH: "ny manan-tsaina maniry ny handranto"
# ny manan-tsaina
Entina ilazana ny olona manan-tsaina io. DH: "ireo izay manan-tsaina" na "olona manan-tsaina"
# mandranto
"mahazo"
# ny sofin'ny hendry mitady izany
Eto dia amin'ny sofiny no iresahana ny olon-kendry mba hanindriana izay iriany ho re. DH: "ny hendry mikatsaka ny hianatra momba izany"
# ny hendry
Entina ilazana ny olon-kendry io. DH: "ireo izany hendry" na "olon-kendry"
# mitady izany
Eto ny teny hoe "izany" dia manondro ny "fahalalana"
# mety hanokatra lalana
Eto ny hoe "hanokatra lalana" dia midika hoe mampisy fahafahana. DH: "mety hampisy fahafahana ho azy"
# hitondra azy eo anoloan'ny
Famelana hahita olona iray no dikan'io. DH: "mamela azy hihaona" na "mamela azy ho ampahafantarina amin'ny"