# Ny fon'ny manan-tsaina dia mandranto Eto dia amin'ny fony no iresahana ny olona manan-tsaina mba hanindriana ny faniriany. DH: "ny manan-tsaina maniry ny handranto" # ny manan-tsaina Entina ilazana ny olona manan-tsaina io. DH: "ireo izay manan-tsaina" na "olona manan-tsaina" # mandranto "mahazo" # ny sofin'ny hendry mitady izany Eto dia amin'ny sofiny no iresahana ny olon-kendry mba hanindriana izay iriany ho re. DH: "ny hendry mikatsaka ny hianatra momba izany" # ny hendry Entina ilazana ny olon-kendry io. DH: "ireo izany hendry" na "olon-kendry" # mitady izany Eto ny teny hoe "izany" dia manondro ny "fahalalana" # mety hanokatra lalana Eto ny hoe "hanokatra lalana" dia midika hoe mampisy fahafahana. DH: "mety hampisy fahafahana ho azy" # hitondra azy eo anoloan'ny Famelana hahita olona iray no dikan'io. DH: "mamela azy hihaona" na "mamela azy ho ampahafantarina amin'ny"