plt_tn/pro/15/31.md

316 B

hitoetra eo amin'ireo olona hendry ianao

Ireo mety ho heviny dia 1) Hihevitra anao ho olon-kendry hatrany ny olona na 2) hisitraka ny fiarahana amin'ny olon-kendry hatrany ianao.

izay mihaino anatra

Ny teny hoe "anatra" dia azo adika amin'ny andian-teny misy matoanteny. DH: "mihaino rehefa misy manitsy azy"