plt_tn/pro/15/31.md

8 lines
316 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hitoetra eo amin'ireo olona hendry ianao
Ireo mety ho heviny dia 1) Hihevitra anao ho olon-kendry hatrany ny olona na 2) hisitraka ny fiarahana amin'ny olon-kendry hatrany ianao.
# izay mihaino anatra
Ny teny hoe "anatra" dia azo adika amin'ny andian-teny misy matoanteny. DH: "mihaino rehefa misy manitsy azy"