plt_tn/pro/15/19.md

16 lines
784 B
Markdown

# Ny lalan'ny kamo ... ny lalan'ny mahitsy
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay alehan'ny olona ny fiainan'ny olona iray. DH: "Ny fiainan'ny kamo ... ny fiainan'ny mahitsy"
# Ny lalan'ny kamo dia tahaka ny toerana misy fefy tsilo
Ampitahain'ny mpanoratra amin'ny fiezahana handeha avy eo amin'ny fefy tsilo ny fomba fiainan'ny kamo. Samy mahatonga ilay olona hizaka fanaintainana ireo. DH: "Ny fiainan'ny kamo dia tahaka ny olona izay miezaka ny handeha avy eo amin'ny fefy tsilo"
# ny lalan'ny mahitsy dia lalam-be voavoatra tsara
Ny fitahiana iainan'ny olona mahitsy eo amin'ny fiainana dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandeha amin'ny lalana malamatra izy ireo.
# lalam-be voavoatra tsara
Lalana lehibe, mahitsy, ary tsy misy sakantsakana na kilavadavaka izany.