plt_tn/pro/14/23.md

12 lines
363 B
Markdown

# raha resaka fotsiny
"fa raha miresaka fotsiny ianao" na "fa raha miresaka fotsiny no ataon'ny olona"
# Satro-boninahitry ny olon-kendry
Ny teny hoe "satro-boninahitra" dia maneho ny zava-bita avo indrindra araka izay azo atao sady hitan'ny rehetra. DH: "Ny valisoan'ny olon-kendry"
# ny adalan'ireo adala
Adikao araka ny ao amin'ny 14:7 io andian-teny io.