# raha resaka fotsiny "fa raha miresaka fotsiny ianao" na "fa raha miresaka fotsiny no ataon'ny olona" # Satro-boninahitry ny olon-kendry Ny teny hoe "satro-boninahitra" dia maneho ny zava-bita avo indrindra araka izay azo atao sady hitan'ny rehetra. DH: "Ny valisoan'ny olon-kendry" # ny adalan'ireo adala Adikao araka ny ao amin'ny 14:7 io andian-teny io.