plt_tn/pro/14/13.md

20 lines
447 B
Markdown

# Afaka mihomehy ny fo
Ny teny hoe "fo" dia maneho ny fahatsapan'ny olona iray, ny toetra ary ny zavatra manosika azy. DH: "Ny fihetseham-pon'ny olona dia afaka mampiseho fiomehezana"
# manaintaina
"miaina fanaintainana" na "maratra"
# Izay
"Ny olona izay"
# izay mendrika ny lalany
Ny teny hoe "lalana" dia maneho ny fitondram-piainan'ny olona iray. DH: "izay mendrika azy, mifototra amin'ny fomba niainany"
# izay azy
"izay ananany zo"