447 B
447 B
Afaka mihomehy ny fo
Ny teny hoe "fo" dia maneho ny fahatsapan'ny olona iray, ny toetra ary ny zavatra manosika azy. DH: "Ny fihetseham-pon'ny olona dia afaka mampiseho fiomehezana"
manaintaina
"miaina fanaintainana" na "maratra"
Izay
"Ny olona izay"
izay mendrika ny lalany
Ny teny hoe "lalana" dia maneho ny fitondram-piainan'ny olona iray. DH: "izay mendrika azy, mifototra amin'ny fomba niainany"
izay azy
"izay ananany zo"