plt_tn/pro/11/05.md

388 B

mampahitsy ny lalàny

"manana lalan-kizorana mazava"

ny ratsy fanahy ... ny mpivadika

Azo atao amin'ny endrika mpamaritra ireo mpamaritra anarana ireo. DH: "ireo izay ratsy fanahy ... ireo izay mpivadika"

fa ny mpivadika dia voafandriky ny filan'izy ireo

"ireo izay manao ratsy dia tratran'ny faniriany ihany"

ny mpivadika

vonona ny hamadi-pitokisana; mpamadika; mpamitaka