plt_tn/pro/11/05.md

16 lines
388 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mampahitsy ny lalàny
"manana lalan-kizorana mazava"
# ny ratsy fanahy ... ny mpivadika
Azo atao amin'ny endrika mpamaritra ireo mpamaritra anarana ireo. DH: "ireo izay ratsy fanahy ... ireo izay mpivadika"
# fa ny mpivadika dia voafandriky ny filan'izy ireo
"ireo izay manao ratsy dia tratran'ny faniriany ihany"
# ny mpivadika
vonona ny hamadi-pitokisana; mpamadika; mpamitaka