plt_tn/pro/08/30.md

732 B

teo anilany aho

Mbola miteny ihany ny fahendrena. Izao ny fahendrena dia milaza fa eo akaikin'i Yaveh, izay midika fa mpanampy azy tamin'ny fahariana izao tontolo izao izy.

Mpanao asa tanana tena mahay

Olona nofanina nandritra ny taona maro mba hahatsara tokoa ireo zavatra tena ilaina, tahaka ny fanaka na trano.

fifaliany

"loharanom-pifaliana" na "antony hifaliana"

isan'andro isan'andro

Fomba hanehoana ny hevitra ilazana ny fanao mahazatra na toe-javatra mitohitohy io. DH: "hatrany hatrany" na "amin'ny fotoana rehetra"

tontolony rehetra

"ny tontolo rehetra nohariany" (UDB) na "izay rehetra nohariany"

ireo zanak'olombelona

Manondro ny olombelona amin'ny ankapobeny io. DH: "ireo olona nataony ho nisy"