# teo anilany aho Mbola miteny ihany ny fahendrena. Izao ny fahendrena dia milaza fa eo akaikin'i Yaveh, izay midika fa mpanampy azy tamin'ny fahariana izao tontolo izao izy. # Mpanao asa tanana tena mahay Olona nofanina nandritra ny taona maro mba hahatsara tokoa ireo zavatra tena ilaina, tahaka ny fanaka na trano. # fifaliany "loharanom-pifaliana" na "antony hifaliana" # isan'andro isan'andro Fomba hanehoana ny hevitra ilazana ny fanao mahazatra na toe-javatra mitohitohy io. DH: "hatrany hatrany" na "amin'ny fotoana rehetra" # tontolony rehetra "ny tontolo rehetra nohariany" (UDB) na "izay rehetra nohariany" # ireo zanak'olombelona Manondro ny olombelona amin'ny ankapobeny io. DH: "ireo olona nataony ho nisy"