plt_tn/pro/08/24.md

324 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka ny Fahendrena.

Talohan'ny nametrahana ireo tendrombohitra

"Talohan'ny nametrahana ny foto-tendrombohitra teo amin'ny toerany." Azo atao koa hoe DH: "Talohan'ny nanamboaran'Andriamanitra ny fototry ny tendrombohitra sy nametrahany azy teo amin'ny tokony hitoerany"