# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka ny Fahendrena. # Talohan'ny nametrahana ireo tendrombohitra "Talohan'ny nametrahana ny foto-tendrombohitra teo amin'ny toerany." Azo atao koa hoe DH: "Talohan'ny nanamboaran'Andriamanitra ny fototry ny tendrombohitra sy nametrahany azy teo amin'ny tokony hitoerany"