plt_tn/pro/08/04.md

769 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ireo olona ny Fahendrena ao amin'ny andininy 4-36.

ny feoko dia ho an'ireo zanak'olombelona

Eto ny "feo" dia maneho ny teny izay lazaina. DH: "ny teniko dia ho an'ireo zanak'olombelona"

ireo zanak'olombelona

Io sarinteny io dia maneho ny olombelona rehetra. DH: "ny olona rehetra"

bado

"tsy manan-traikefa" na "tsy matotra"

mianara fahendrena

Ny teny hoe "fahendrena" dia maneho izay inoan'ilay olona hendry sy ny fomba ataony. DH: "ianaro ny fomba fanaon'ny olon-kendry" na "ianaro ny dikan'izany hoe hendry izany"

manàna fahazavan-tsaina ianareo

Ny fahatakarana zavatra dia resahina toy ny hoe mahazo saina izay afa-mahatakatra. DH: "aoka hanomboka hahatakatra zavatra amin'ny sainao ianao"