# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ireo olona ny Fahendrena ao amin'ny andininy 4-36. # ny feoko dia ho an'ireo zanak'olombelona Eto ny "feo" dia maneho ny teny izay lazaina. DH: "ny teniko dia ho an'ireo zanak'olombelona" # ireo zanak'olombelona Io sarinteny io dia maneho ny olombelona rehetra. DH: "ny olona rehetra" # bado "tsy manan-traikefa" na "tsy matotra" # mianara fahendrena Ny teny hoe "fahendrena" dia maneho izay inoan'ilay olona hendry sy ny fomba ataony. DH: "ianaro ny fomba fanaon'ny olon-kendry" na "ianaro ny dikan'izany hoe hendry izany" # manĂ na fahazavan-tsaina ianareo Ny fahatakarana zavatra dia resahina toy ny hoe mahazo saina izay afa-mahatakatra. DH: "aoka hanomboka hahatakatra zavatra amin'ny sainao ianao"