plt_tn/pro/04/13.md

734 B

Hazony ireo torolalana, aza avela handeha

Ny olona mahatsiaro izay nianarany dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay azaon'ny olona hazonina mafy ny "torolalana." DH: "Ankatoavy hatrany izay nampianariko anao ary aza adinoina izany"

fa fiainanao izany

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe ain'olona ny fiarovan'ny famaizana ny ain'ny olona. DH: "fa hiaro ny ainao izany"

Aza manaraka ny lalan'ny ratsy fanahy ary ary aza mandeha manaraka ny lalan'ireo izay manao ratsy

Ny ataon'ny olona dia resahin'ny mpanoratra toy ny mandeha amin'ny lalana izany olona izany. DH: "Aza manao izay ataon'ny olona ratsy fanahy ary aza mikambana amin'ny asan'ny olona mpanao ratsy"

Handosiro izany

"Ialao ny lalan'ny ratsy fanahy"