16 lines
734 B
Markdown
16 lines
734 B
Markdown
|
# Hazony ireo torolalana, aza avela handeha
|
||
|
|
||
|
Ny olona mahatsiaro izay nianarany dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay azaon'ny olona hazonina mafy ny "torolalana." DH: "Ankatoavy hatrany izay nampianariko anao ary aza adinoina izany"
|
||
|
|
||
|
# fa fiainanao izany
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe ain'olona ny fiarovan'ny famaizana ny ain'ny olona. DH: "fa hiaro ny ainao izany"
|
||
|
|
||
|
# Aza manaraka ny lalan'ny ratsy fanahy ary ary aza mandeha manaraka ny lalan'ireo izay manao ratsy
|
||
|
|
||
|
Ny ataon'ny olona dia resahin'ny mpanoratra toy ny mandeha amin'ny lalana izany olona izany. DH: "Aza manao izay ataon'ny olona ratsy fanahy ary aza mikambana amin'ny asan'ny olona mpanao ratsy"
|
||
|
|
||
|
# Handosiro izany
|
||
|
|
||
|
"Ialao ny lalan'ny ratsy fanahy"
|