plt_tn/php/04/04.md

20 lines
921 B
Markdown

# Mifalia hatrany ao amin'ny Tompo
"mifalia noho ireo rehetra izay nataon'ny Tompo"
# Efa akaiky ny Tompo
Mety ho dikany 1) Ny Tompo Jesosy dia akaiky ireo mpino amin'ny Fanahy na 2) Ny andro izay hiverenan'ny Tompo Jesosy eto an-tany dia efa akaiky.
# amin'ny zava-drehetra amin'ny alalan'ny vavaka sy fangatahana, miaraka amin'ny fisaorana, avelao ny fangatahinareo ho fantatr'Andriamanitra
"na inona na inona hitranga aminareo, mangataha amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra ilainareo amin'ny vavaka sy fisaorana"
# izay mihoatra ny fahalalana rehetra
"izay mihoatra noho izay azontsika takarina"
# hiaro ny fonareo sy ny fisainanareo
Ity dia mampiseho ny fiadanan'Andriamanitra tahaka ny miaramila izay miaro ny fihetseham-pontsika sy ny eritrerintsika amin'ny fanahiana. DH: "ho tahaka ny miaramila ary miambina ny fihetseham-po sy ny eritreritra amin'ny fanahiana momba ireo olan'izao fiainana izao"