plt_tn/php/04/04.md

921 B

Mifalia hatrany ao amin'ny Tompo

"mifalia noho ireo rehetra izay nataon'ny Tompo"

Efa akaiky ny Tompo

Mety ho dikany 1) Ny Tompo Jesosy dia akaiky ireo mpino amin'ny Fanahy na 2) Ny andro izay hiverenan'ny Tompo Jesosy eto an-tany dia efa akaiky.

amin'ny zava-drehetra amin'ny alalan'ny vavaka sy fangatahana, miaraka amin'ny fisaorana, avelao ny fangatahinareo ho fantatr'Andriamanitra

"na inona na inona hitranga aminareo, mangataha amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra ilainareo amin'ny vavaka sy fisaorana"

izay mihoatra ny fahalalana rehetra

"izay mihoatra noho izay azontsika takarina"

hiaro ny fonareo sy ny fisainanareo

Ity dia mampiseho ny fiadanan'Andriamanitra tahaka ny miaramila izay miaro ny fihetseham-pontsika sy ny eritrerintsika amin'ny fanahiana. DH: "ho tahaka ny miaramila ary miambina ny fihetseham-po sy ny eritreritra amin'ny fanahiana momba ireo olan'izao fiainana izao"