plt_tn/php/02/28.md

729 B

ho afaka kokoa amin'ny fanahiako aho

"Ho lasa tsy dia manahy aho" na "Tsy dia manahy be loatra noho ny teo aloha aho"

raiso i Epafrodito

"Raiso amim-pifaliana i Epafrodito"

ao amin'ny Tompo Epafrodito miaraka amin'ny fifaliana rehetra

"Amin'ny maha namana mpino ao amin'ny Tompo amin'ny fifaliana rehetra" na "miaraka amin'ny hafaliana lehibe izay ananantsika satria ny Tompo Jesosy dia tia antsika"

no nanakaikezany ny fahafatesana

Paoly dia miresaka ny fahafatesana tahaka ny hoe toerana afaka andehanana any.

hanatanterahany izay tsy afaka nataonareo tamin'ny fanompoana tamiko.

Paoly dia miresaka ny zavatra ilainy tahaka ny hoe fitahirinzan-javatra izay ho fenoin'i Epafrodito zavatra tsara ho an'i Paoly