# ho afaka kokoa amin'ny fanahiako aho "Ho lasa tsy dia manahy aho" na "Tsy dia manahy be loatra noho ny teo aloha aho" # raiso i Epafrodito "Raiso amim-pifaliana i Epafrodito" # ao amin'ny Tompo Epafrodito miaraka amin'ny fifaliana rehetra "Amin'ny maha namana mpino ao amin'ny Tompo amin'ny fifaliana rehetra" na "miaraka amin'ny hafaliana lehibe izay ananantsika satria ny Tompo Jesosy dia tia antsika" # no nanakaikezany ny fahafatesana Paoly dia miresaka ny fahafatesana tahaka ny hoe toerana afaka andehanana any. # hanatanterahany izay tsy afaka nataonareo tamin'ny fanompoana tamiko. Paoly dia miresaka ny zavatra ilainy tahaka ny hoe fitahirinzan-javatra izay ho fenoin'i Epafrodito zavatra tsara ho an'i Paoly