12 lines
568 B
Markdown
12 lines
568 B
Markdown
# tahaka ny zaza manompo ny rainy, no nanompoany niaraka tamiko
|
|
|
|
Paoly dia miresaka an'i Timoty, izay nanompo an'i Jesosy niaraka tamin'i Paoly. Paoly dia manamafy ny fifandraisan'ny ray sy zanaka izay azony niaraka tamin'i Timoty tamin'ny fanompoana an'i Kristy.
|
|
|
|
# tao amin'ny filazantsara
|
|
|
|
Eto ny "filazantsara" dia midika hoe asa izay ilazana amin'ny olona ny momba an'i Jesosy. DH: "amin'ny fitenenana ny olona momba ny filazantsara"
|
|
|
|
# matoky ny Tompo aho fa ho avy any faingana koa ny tenako.
|
|
|
|
"Mahatoky aho, raha sitrapon'ny Tompo, fa ho avy faingana koa aho"
|