plt_tn/php/02/22.md

568 B

tahaka ny zaza manompo ny rainy, no nanompoany niaraka tamiko

Paoly dia miresaka an'i Timoty, izay nanompo an'i Jesosy niaraka tamin'i Paoly. Paoly dia manamafy ny fifandraisan'ny ray sy zanaka izay azony niaraka tamin'i Timoty tamin'ny fanompoana an'i Kristy.

tao amin'ny filazantsara

Eto ny "filazantsara" dia midika hoe asa izay ilazana amin'ny olona ny momba an'i Jesosy. DH: "amin'ny fitenenana ny olona momba ny filazantsara"

matoky ny Tompo aho fa ho avy any faingana koa ny tenako.

"Mahatoky aho, raha sitrapon'ny Tompo, fa ho avy faingana koa aho"