plt_tn/php/02/12.md

816 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly dia mankahery ireo mpino Filipiana ary dia mampiseho azy ireo hoe ahoana ny miaina ny fiainana Kristiana talohan'ny sasany sy mampahatsiahy azy ireo ny nataony.

ry malalako

"ry namana mpino malala"

eo amin'ny fanatrehako

"rehefa miaraka aminareo eo aho"

tsy eo aho

"rehefa tsy miaraka aminareo eo aho"

asehoy ... ny famonjena anareo

Ny hoe "asehoy ny famonjena anareo" dia milaza hoe "manohy mankatoa an'Andriamanitra"

amin'ny tahotra sy hovitra

Ny tahotra sy hovitra dia mitovy hevitra ihany. Paoly dia mampiasa izany mba hanasongadinana ny fanajana eo anatrehan'Andriamanitra. DH: "mangovitry ny tahotra" na "am-panajana tanteraka"

vonon-kanao no sady hiasa

"Miasa Andriamanitra mba haniry hankatoa Azy ianareo ary avy eo mba hakantoa Azy ianareo"