plt_tn/php/02/12.md

28 lines
816 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly dia mankahery ireo mpino Filipiana ary dia mampiseho azy ireo hoe ahoana ny miaina ny fiainana Kristiana talohan'ny sasany sy mampahatsiahy azy ireo ny nataony.
# ry malalako
"ry namana mpino malala"
# eo amin'ny fanatrehako
"rehefa miaraka aminareo eo aho"
# tsy eo aho
"rehefa tsy miaraka aminareo eo aho"
# asehoy ... ny famonjena anareo
Ny hoe "asehoy ny famonjena anareo" dia milaza hoe "manohy mankatoa an'Andriamanitra"
# amin'ny tahotra sy hovitra
Ny tahotra sy hovitra dia mitovy hevitra ihany. Paoly dia mampiasa izany mba hanasongadinana ny fanajana eo anatrehan'Andriamanitra. DH: "mangovitry ny tahotra" na "am-panajana tanteraka"
# vonon-kanao no sady hiasa
"Miasa Andriamanitra mba haniry hankatoa Azy ianareo ary avy eo mba hakantoa Azy ianareo"