plt_tn/php/01/18.md

1.2 KiB

Inona ary?

Nampiasa izany fanontaniana izany Paoly mba hilazany hoe ahoana ny zavatra tsapany tamin'ny nanoratany izany. Ny mety ho dikany 1) "tsy maninona izany" na 2) ny teny hoe "ny tokony eritreretiko momba izany" dia fantatra ho ampahany amin'ny fanontaniana. DH: "inona ary no tokony eritreretiko momba izany?" na "Izany no eritreretiko momba izany"

Amin'ny fomba rehetra, na amin'ny fihatsaram-belatsihy na amin'ny fahamarinana, i Kristy no toriana

"Raha mbola mitory ny amin'i Jesosy ny olona, dia tsy maninona na ataon'izy ireo amin'ny antony tsara na ratsy aza izany"

ary mifaly ny amin'izany aho

"Izaho dia faly satria ny olona dia mitory ny momban'i Jesosy"

ho faly aho

"hankalaza aho"

izany dia hiafara amin'ny fanafahana ahy

"satria nitory an'i Kristy aho, ka Andriamanitra hanavotra ahy"

amin'ny fanafahana ahy

Ny mety ho dikan'io fehezanteny io dia hoe 1) Paoly dia maneho fa hisy hamonjy amin'io sedra ratsy io izy, na 2) Paoly dia maneho fa hivoaka ny fonja izy.

amin'ny alalan'ireo vavakareo sy ny fanampian'ny Fanahin'i Jesosy Kristy.

"satria ianareo dia mivavaka ary ny Fanahin'i Jesosy Kristy manampy ahy"

Fanahin'i Jesosy Kristy

Fanahy Masina