33 lines
1.2 KiB
Markdown
33 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Inona ary?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa izany fanontaniana izany Paoly mba hilazany hoe ahoana ny zavatra tsapany tamin'ny nanoratany izany.
|
||
|
Ny mety ho dikany 1) "tsy maninona izany" na 2) ny teny hoe "ny tokony eritreretiko momba izany" dia fantatra ho ampahany amin'ny fanontaniana. DH: "inona ary no tokony eritreretiko momba izany?" na "Izany no eritreretiko momba izany"
|
||
|
|
||
|
# Amin'ny fomba rehetra, na amin'ny fihatsaram-belatsihy na amin'ny fahamarinana, i Kristy no toriana
|
||
|
|
||
|
"Raha mbola mitory ny amin'i Jesosy ny olona, dia tsy maninona na ataon'izy ireo amin'ny antony tsara na ratsy aza izany"
|
||
|
|
||
|
# ary mifaly ny amin'izany aho
|
||
|
|
||
|
"Izaho dia faly satria ny olona dia mitory ny momban'i Jesosy"
|
||
|
|
||
|
# ho faly aho
|
||
|
|
||
|
"hankalaza aho"
|
||
|
|
||
|
# izany dia hiafara amin'ny fanafahana ahy
|
||
|
|
||
|
"satria nitory an'i Kristy aho, ka Andriamanitra hanavotra ahy"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny fanafahana ahy
|
||
|
|
||
|
Ny mety ho dikan'io fehezanteny io dia hoe 1) Paoly dia maneho fa hisy hamonjy amin'io sedra ratsy io izy, na 2) Paoly dia maneho fa hivoaka ny fonja izy.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny alalan'ireo vavakareo sy ny fanampian'ny Fanahin'i Jesosy Kristy.
|
||
|
|
||
|
"satria ianareo dia mivavaka ary ny Fanahin'i Jesosy Kristy manampy ahy"
|
||
|
|
||
|
# Fanahin'i Jesosy Kristy
|
||
|
|
||
|
Fanahy Masina
|