plt_tn/php/01/15.md

993 B

Ny sasany aza dia mitory an'i Kristy

"Ny olona sasany dia mitory ny vaovao mahafaly momban'i Kristy"

amin'ny fialonana sy fifandirana tokoa

"satria tsy tian'izy ireo ny olona hihaino ahy, ary izy ireo dia te hampisy korontana"

ary ireo hafa kosa amin'ny sitrapo tsara

"Fa ny olona sasany manao izany satria izy ireo dia tsara fanahy sy tia manampy"

Ireto farany

"Ireo izay mitory an'i Kristy amin'ny sitrapo tsara"

fa izaho dia napetraka eto ho fiarovana ny filazantsara

Ny mety ho dikany 1) "Andriamanitra nifidy ahy mba hiaro ny filazantsara" 2) "Izaho dia ato am-ponja satria niaro ny filazantsara."

ho fiarovana ny filazantsara

"mba hampianatra ny olona rehetra fa ny hafatr'i Jesosy dia marina"

Fa iretsy voalohany

"ireo hafa" na "fa ireo izay mitory an'i Kristy amin'ny fialonana sy fifandirana"

raha mbola ao amin'ny fifatorako aho

Eto ny teny hoe "fifatorako" dia midika hoe fanagadrana DH: "raha mbola nigadra iny aho" na "raha mbola tany am-pigadrana"