plt_tn/php/01/15.md

32 lines
993 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny sasany aza dia mitory an'i Kristy
"Ny olona sasany dia mitory ny vaovao mahafaly momban'i Kristy"
# amin'ny fialonana sy fifandirana tokoa
"satria tsy tian'izy ireo ny olona hihaino ahy, ary izy ireo dia te hampisy korontana"
# ary ireo hafa kosa amin'ny sitrapo tsara
"Fa ny olona sasany manao izany satria izy ireo dia tsara fanahy sy tia manampy"
# Ireto farany
"Ireo izay mitory an'i Kristy amin'ny sitrapo tsara"
# fa izaho dia napetraka eto ho fiarovana ny filazantsara
Ny mety ho dikany 1) "Andriamanitra nifidy ahy mba hiaro ny filazantsara" 2) "Izaho dia ato am-ponja satria niaro ny filazantsara."
# ho fiarovana ny filazantsara
"mba hampianatra ny olona rehetra fa ny hafatr'i Jesosy dia marina"
# Fa iretsy voalohany
"ireo hafa" na "fa ireo izay mitory an'i Kristy amin'ny fialonana sy fifandirana"
# raha mbola ao amin'ny fifatorako aho
Eto ny teny hoe "fifatorako" dia midika hoe fanagadrana DH: "raha mbola nigadra iny aho" na "raha mbola tany am-pigadrana"