plt_tn/num/32/31.md

12 lines
379 B
Markdown

# Hiampita mitam-piadiana
Afaka hazavainao fa hiampita an'i Jordana izy ireo. DH: "Hiampita an'i Jordana efa vonona hiady izahay"
# ny lova anjaranay
Ny tany izay raisin'ny olona ho fananana maharitra dia resahina toy ny hoe lova izay ho azon'izy ireo izany. DH: "ny anjara tany izay ho azonay"
# hijanona aminay
Io dia fomba fiteny izay manondro ny fananana. DH: "ho anay"