plt_tn/num/32/31.md

379 B

Hiampita mitam-piadiana

Afaka hazavainao fa hiampita an'i Jordana izy ireo. DH: "Hiampita an'i Jordana efa vonona hiady izahay"

ny lova anjaranay

Ny tany izay raisin'ny olona ho fananana maharitra dia resahina toy ny hoe lova izay ho azon'izy ireo izany. DH: "ny anjara tany izay ho azonay"

hijanona aminay

Io dia fomba fiteny izay manondro ny fananana. DH: "ho anay"