plt_tn/num/30/05.md

495 B

ny voadiny sy ny fampanantenany

Ireo andianteny roa ireo dia misy heviny tena mitovy. Ireo dia manindry izay efa nampanantenainy ho atao. DH: "ny voady"

nataony tamin'ny tenany

Eto ny vehivavy manolotra ny tenany hanatanteraka ireo voadiny dia resahina toy ny hoe akanjo izay nanaovany ireo voadiny. DH: "izay nataony"

hanan-kery hatrany

Io dia fomba fiteny. Midika izany fa mbola izy hatrany ireo voadiny ary fa ho takiana mba hanatanteraka ireo izy. DH: "voatery hanatanteraka izy"