12 lines
495 B
Markdown
12 lines
495 B
Markdown
|
# ny voadiny sy ny fampanantenany
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia misy heviny tena mitovy. Ireo dia manindry izay efa nampanantenainy ho atao. DH: "ny voady"
|
||
|
|
||
|
# nataony tamin'ny tenany
|
||
|
|
||
|
Eto ny vehivavy manolotra ny tenany hanatanteraka ireo voadiny dia resahina toy ny hoe akanjo izay nanaovany ireo voadiny. DH: "izay nataony"
|
||
|
|
||
|
# hanan-kery hatrany
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny. Midika izany fa mbola izy hatrany ireo voadiny ary fa ho takiana mba hanatanteraka ireo izy. DH: "voatery hanatanteraka izy"
|