plt_tn/num/28/16.md

971 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh.

ny volana voalohany, amin'ny fahefatra ambin'ny folon'ny volana...andro fahadimy ambin'ny folon'izany volana izany

"ny volana faha-1, amin'ny andro faha-14n'ny volana...ny andro faha-15n'izany volana izany." Ireo dia manondro ny volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo.

tonga ny Pask'i Yaveh

"tsy maintsy mankalaza ny Pask'i Yaveh ianao"

hanaovana ny fety

DH: "tsy maintsy manao fety ianao"

mofo tsy misy masirasira no tsy maintsy hohanina

DH: "tsy maintsy mihinana mofo tsy misy masirasira ianao"

ny andro voalohany

"ny andro faha-1"

tsy maintsy hisy fiangonana masina hanomezana voninahitra an'i Yaveh

"tsy maintsy miara-miangona sy manompo ary manome voninahitra ho an'i Yaveh ianareo." Ny andianteny hoe "fiangonana masina" dia midika fa miara-miangona mba hanompo an'i Yaveh ny olona. Ny fanompoana an'i Yaveh dia tranga masina.