# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh. # ny volana voalohany, amin'ny fahefatra ambin'ny folon'ny volana...andro fahadimy ambin'ny folon'izany volana izany "ny volana faha-1, amin'ny andro faha-14n'ny volana...ny andro faha-15n'izany volana izany." Ireo dia manondro ny volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. # tonga ny Pask'i Yaveh "tsy maintsy mankalaza ny Pask'i Yaveh ianao" # hanaovana ny fety DH: "tsy maintsy manao fety ianao" # mofo tsy misy masirasira no tsy maintsy hohanina DH: "tsy maintsy mihinana mofo tsy misy masirasira ianao" # ny andro voalohany "ny andro faha-1" # tsy maintsy hisy fiangonana masina hanomezana voninahitra an'i Yaveh "tsy maintsy miara-miangona sy manompo ary manome voninahitra ho an'i Yaveh ianareo." Ny andianteny hoe "fiangonana masina" dia midika fa miara-miangona mba hanompo an'i Yaveh ny olona. Ny fanompoana an'i Yaveh dia tranga masina.