plt_tn/num/23/13.md

12 lines
328 B
Markdown

# Any no hanozonanao azy ireo ho ahy
"Any no hanozonanao ny Israelita ho ahy"
# sahan'i Zofima
Ireo mpandika teny dia mety manampy fanamarihana izay milaza hoe: "Ny teny hoe 'Zofima' dia midika hoe 'mijery' na 'mitsikilo'.''
# Tendrombohitr'i Pisga
Io dia anaran-tendrombohitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 21:19.