plt_tn/num/23/13.md

328 B

Any no hanozonanao azy ireo ho ahy

"Any no hanozonanao ny Israelita ho ahy"

sahan'i Zofima

Ireo mpandika teny dia mety manampy fanamarihana izay milaza hoe: "Ny teny hoe 'Zofima' dia midika hoe 'mijery' na 'mitsikilo'.''

Tendrombohitr'i Pisga

Io dia anaran-tendrombohitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 21:19.