plt_tn/num/22/36.md

16 lines
839 B
Markdown

# Arnona
Io dia anarana renirano. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 21:12.
# Moa ve tsy naniraka lehilahy mba hiantso anao aho?
Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana an'i Balama tamin'ny fahataran'ny fahatongavany. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Nandefa lehilahy mba hiantso anao tokoa aho."
# Nahoana ianao no tsy tonga teto amiko?
Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana an'i Balama tamin'ny fahataran'ny fahatongavany. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tokony tonga teto amiko ianao!"
# Moa ve tsy afaka manome voninahitra anao aho?
Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana an'i Balama tamin'ny fahataran'ny fahatongavany. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Fantatrao tokoa fa afaka mandoa vola aminao amin'ny fankanesanao eto amiko aho."